L'AU DELA

AUTRE RECIT SUR LES MORTS

Bienvenue sur la vie des morts

 

Cet article, fruit de mes voyages astral est loin d'être le dernier récit au sujet du peuple de l'au delà, et il n'est pas le premier, les mythes, les contes, la bible en parlent, et les écrivains aussi.
Randza Zanamihoatra était l'un d'eux, voici un extrait de son poème " Ny lala
mben'ny maty"
.........
Morana alahelo
sy mandaviana sento
saingy ireo mpandehany
tsy nisy kotsa taminy
fa aloka ny vatany,
zavona ny lambany ;
tsy mitehi-tany
ny tongony misosa ;
ary ao anatiny ao
ilay " nisy " no injao
toa mampanelohelo
tandidona hafahafa...
Ny avelo
va mitafa ?
..........
Vatana tsy taitra,
maso mamanala ;
moa " izy " no " malala " ?
Ary lasana izy !
..........
Ny lalamben'ny maty,
miakatra any ankoatra
anefa ireo mpandehany,
misononoka midina !
Mafy tsy mamizaka
fa hany sy irery
mba lala-mampahery
ny zaza vao mandady,
ny antitra mitehina,
ny osa rako-pery
samy indray tomady,
tsy misy miala vehana !
...
Extrait du poème " Ny lalamben'ny maty ", tiré du livre Vainafo tononkira p. 97.

Ajouter un commentaire